Mango Ice Cream POPS

Ny akora ilaina:
- manga masaka
- Rono voanio
- Agave nectar na sirop maple
Torolalana :
Afangaro ny manga masaka miaraka amin'ny ronono voanio sy ny nectar agave na sirop maple. Araraka ao anaty lasitra popsicle ny fangaro ary atsaharo mandra-pivaingana.